|
|
|
|

Teny iditra1  fery mihady
Singan-teny  2 fery, 3 mihady
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fery mandoaka toy ny homamiadana.
6 ratra manitatra sy mihalalina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 a spreading sore.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 cancer. [1.54]
9 ulcère phagédénique. [1.196]
Voambolana  10  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12